auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-16 00:38:05 -05:00 committed by root
parent 4298260c9a
commit d0cbcbb8b6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 \v 34 Tegny andalagny indreo, hiakatry hegna Jerosalema, da i Jesosy gne nitaridala endreo. Gaga gne mpianatra, Da gne mpianatry nagnaraky Enazy tafara da natahotry. Nangian'i Jesosy indreo roambifolo lahy da nanomboky nizaka gne raha hahazo Enazy lahateo, izay efa tsy ho ela koa Izy." Iteo, miakatry ho agny Jerosalema isika io, ary gne zanak'olo da hatolotry gne mpisoronabe sy gne mpanora-dalàna. Ho melohindreo ho faty Izy da homeny gne jentilisa. Indreo da hagnaratsy Enazy, handrora Enzy, hamango fiky Enazy, sy hanampitry g
\v 32 \v 34 Tegny andalagny indreo, hiakatry hegna Jerosalema, da i Jesosy gne nitaridala endreo. Gaga gne mpianatra, Da gne mpianatry nagnaraky Enazy tafara da natahotry. Nangian'i Jesosy indreo roambifolo lahy da nanomboky nizaka gne raha hahazo Enazy lahateo, izay efa tsy ho ela koa Izy." Iteo, miakatry ho agny Jerosalema isika \v 33 io, ary gne zanak'olo da hatolotry gne mpisoronabe sy gne mpanora-dalàna. Ho melohindreo ho faty Izy da homeny gne jentilisa. Indreo da hagnaratsy Enazy, handrora Enzy, hamango fiky Enazy, sy hanampitry gnainy. Fa afaky telo andro da hitsanga ame maty Izy.