auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-16 04:06:17 -05:00 committed by root
parent a354c19351
commit ac9302c566
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
niala anio toera io izy da namonjy e tanindrazany, sady niaraky taminazy e mpianatriny. raha avy e andro sabata, da nampianatry tamine synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: avy aiha nahazahoany anio fampianara io? avy aiha ity fahendregny hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagagagny naniny tamin'e tagnany ty? tsy e mpandrafitry igny m1 ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto m1 e anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo. hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tana
niala anio toera io izy da namonjy e tanindrazany, sady niaraky taminazy e mpianatriny. raha avy e andro sabata, da nampianatry tamine synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: avy aiha nahazahoany anio fampianara io? avy aiha ity fahendregny hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagagagny naniny tamin'e tagnany ty? tsy e mpandrafitry igny m1 ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto m1 e anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo. hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tana'