From a7bd130a3f7ea7148fb5aba1512f4ec750c7b9ee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Thu, 16 Jan 2020 00:38:05 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/32.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index 695f63b..22b894f 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -Tegny andalagny indreo, hiakatry hegna Jerosalema, da i Jesosy gne nitaridala endreo. Gaga gne mpianatra, Da gne mpianatry nagnaraky Enazy tafara da natahotry. Nangian'i Jesosy indreo roambifolo lahy da nanomboky nizaka gne raha hahazo Enazy lahateo, izay efa tsy ho ela koa Izy." Iteo, miakatry ho agny Jerosalema isika io, ary gne zanak'olo da hatolotry gne mpisoronabe sy gne mpanora-dalaaaaaaaa \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 \v 34 Tegny andalagny indreo, hiakatry hegna Jerosalema, da i Jesosy gne nitaridala endreo. Gaga gne mpianatra, Da gne mpianatry nagnaraky Enazy tafara da natahotry. Nangian'i Jesosy indreo roambifolo lahy da nanomboky nizaka gne raha hahazo Enazy lahateo, izay efa tsy ho ela koa Izy." Iteo, miakatry ho agny Jerosalema isika io, ary gne zanak'olo da hatolotry gne mpisoronabe sy gne mpanora-dalàna. \ No newline at end of file