auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-15 02:12:23 -05:00 committed by root
parent f85184f82d
commit 8aa337cf21
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 \v 40 Laha niditry e tragno izy da nizaka tamndreo oe "nagnino enareo mitatatata sy mitomagny? Tsy maty io zaza io fa matory". Lagnaky gnehy enazy indreo. Nefa najotsony tambadiky tagny indreo aby ary nangala an'iabany am'iendrin'ilay zaza sy gne nindray tamnazy, ary niditry tamgn'efitragne nisy en'ilay zaza izy.
\v 39 Laha niditry e tragno izy da nizaka tamndreo oe "nagnino enareo mitatatata sy mitomagny? Tsy maty io zaza io fa matory".\v 40 Lagnaky gnehy enazy indreo. Nefa najotsony tambadiky tagny indreo aby ary nangala an'iabany am'iendrin'ilay zaza sy gne nindray tamnazy, ary niditry tamgn'efitragne nisy en'ilay zaza izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 \v 42 \v 43 Nofetsainy e tagnan'ilay zaza ary nizaka tamnazy hoe:" Talita, Komy !" izay midika hoe " Ry zazavavy, mizaka amnao ia, mitsangàna". Tonga da nitsanga ilay zazavavy ary da nandeha (satria roy ambin'ny folo taogny izy). Gaga be aby indreo. Norarany mafy indreo mba tsy hisy nizaniza ahafantatry gne mikasiky enzany. D'avy teo da nomeny sakafo razazavavy.
\v 41 Nofetsainy e tagnan'ilay zaza ary nizaka tamnazy hoe:" Talita, Komy !" izay midika hoe " Ry zazavavy, mizaka amnao ia, mitsangàna". \v 42 Tonga da nitsanga ilay zazavavy ary da nandeha (satria roy ambin'ny folo taogny izy). Gaga be aby indreo. \v 43 Nandrara mafy indreo izy mba tsy hisy nizaniza ahafantatry gne mikasiky enzany. D'avy teo da nomeny sakafo razazavavy.