auto save
This commit is contained in:
parent
9b0de0ee6d
commit
86a0800ebb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Sady niditry tame e sambo niresandreo izy, teo vao nihatsatry e rivotry. Gaga aby indreo. Sady tsy takatry e saindreo e dikany e mofo. Fa izy kosa,nihamafy e fo ndreo.
|
||||
\v 51 \v 52 Sady niditry tame e sambo niresandreo izy, teo vao nihatsatry e rivotry. Gaga aby indreo. Sady tsy takatry e saindreo e dikany e mofo. Fa izy kosa,nihamafy e fo ndreo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
rehefa afaky e rano indreo, da tody ta Genesareta. Rehefa nidy avy tame e sambo indreo, avy da fantatry gnolo, Ka nihazakazaky nagnodidy e faritra rehetra indreo sady nitondra e marary tame kitrara ame toera ze rendreo misy enazy.
|
||||
\v 53 \v 54 \v 55 rehefa afaky e rano indreo, da tody ta Genesareta. Rehefa nidy avy tame e sambo indreo, avy da fantatry gnolo, Ka nihazakazaky nagnodidy e faritra rehetra indreo sady nitondra e marary tame kitrara ame toera ze rendreo misy enazy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Na tahia na tahia nandeana na tatanà na tatanàbe na tambony vohitry, da napetraky indreo tame e baza malalaky avao e marary. Nagnataky indreo mba hitâ e lambany i Jesosy, ka izay nitâ anio da sitra aby.
|
||||
\v 56 Na tahia na tahia nandeana na tatanà na tatanàbe na tambony vohitry, da napetraky indreo tame e baza malalaky avao e marary. Nagnataky indreo mba hitâ e lambany i Jesosy, ka izay nitâ anio da sitra aby.
|
Loading…
Reference in New Issue