auto save
This commit is contained in:
parent
10cc7fa361
commit
7213b7b49d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 29 \v 30 \v 31 Ra avy nizotso an'i synagoga, da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo, niaraky amin'i Jakoba sy Jaona. Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy. Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony,da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao.
|
||||
\v 29 \v 30 \v 31 Ra avy nizotso an'i synagoga, da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo, niaraky amin'i Jakoba sy Jaona. Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy. Da nagnatogny izy, ka da nandray gne tagnany, ary mampifoa anazy; da afaky gne tazony, da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao.
|
Loading…
Reference in New Issue