auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-16 03:16:15 -05:00 committed by root
parent 0e089ccb50
commit 6fa41685d3
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Jaona nizaka tame i heroda hoe: tsy araka e lalàna e hanambadianao e vady e rahalahanao.''vignitry herodiasy nahare anio ka nitady izay hamonoa anazy, nefa tsy afaky izy, nohon'e fatahoran'i Heroda an'i jaona; fantany fa olo marina sady feno fahamasina i Jaona, k narovan'izy. Nanahira e sainy e fitenoma enizany, nefa mbola nitenomony tampifalia izy.
\v 18 \v 19 \v 20 Fa i Jaona nizaka tame i heroda hoe: tsy araka e lalàna e hanambadianao e vady e rahalahanao.''vignitry herodiasy nahare anio ka nitady izay hamonoa anazy, nefa tsy afaky izy, nohon'e fatahoran'i Heroda an'i jaona; fantany fa olo marina sady feno fahamasina i Jaona, k narovan'izy. Nanahira e sainy e fitenoma enizany, nefa mbola nitenomony tampifalia izy.

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo nisy iriky tame fitsigneren'e taony nahaterahany e heroda ka nagnano fagnasa hoandreo lehibeny izy, miaraky ame mpadidy enazy ary e mpitariky an'i Galilia.Niditry efitrano fagnasa e zanaky vavin'i herodiasy sady nandihy ho enazy, ka naravoravo an'i heroda miaraka ame vahiny nasainy izy. Hoy e mpanjaka tame io viavy io: ''angatao amina izay rehetra tianao, omeko anao''.
\v 21 \v 22 Avy eo nisy iriky tame fitsigneren'e taony nahaterahany e heroda ka nagnano fagnasa hoandreo lehibeny izy, miaraky ame mpadidy enazy ary e mpitariky an'i Galilia.Niditry efitrano fagnasa e zanaky vavin'i herodiasy sady nandihy ho enazy, ka naravoravo an'i heroda miaraka ame vahiny nasainy izy. Hoy e mpanjaka tame io viavy io: ''angatao amina izay rehetra tianao, omeko anao''.

View File

@ -1 +1 @@
Sady nahafaragny tsara ''ndreda ino ndreda ino hangatahanao amina, da homeko anao, na hatramin'e asasaky e fanjakako. ''Nizotso raviavy raha nahare enigny sady nizaka tame endriny hoe: ''ino e tokony hangatako? Da hoy endriny: ''e lohany Jaona mpanao batisa.''Eono eo da niverigny tame mpanjaka izy, nangataky: ''tiako omenao ana izao dezao, hapetray ambony lasety e lohany Jaona pagnano batisa.''
\v 23 \v 24 \v 25 Sady nahafaragny tsara ''ndreda ino ndreda ino hangatahanao amina, da homeko anao, na hatramin'e asasaky e fanjakako. ''Nizotso raviavy raha nahare enigny sady nizaka tame endriny hoe: ''ino e tokony hangatako? Da hoy endriny: ''e lohany Jaona mpanao batisa.''Eono eo da niverigny tame mpanjaka izy, nangataky: ''tiako omenao ana izao dezao, hapetray ambony lasety e lohany Jaona pagnano batisa.''