auto save
This commit is contained in:
parent
c9a67a6c2f
commit
4e3233a290
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da n
|
||||
Ary hitany fa sahira mafy indreo nivè gne sambokidy, satria nanohitry mafy andreo gne rivotry. Tokony tame gn'ora fembena fahefatry gn'aligny da nagnato amindreo Izy, nandeha tegny ambony ranomasy, ary te-handalo tamindreo Izy. Fa rehefa nahita anazy nandeha tegny ambony ranomasy indreo, da noheverindreo ho hangatry Izy ka nikoritsaky indreo, satria nahita Anazy indreo da nisy tahotry. Teo no eo da nizaka tamindreo
|
Loading…
Reference in New Issue