auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-15 02:15:34 -05:00 committed by root
parent d3b0b5b56a
commit 3d39e604bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra. Namaly andreo mpianatra ao hoe : '' Aiza no hahazoantsika mofo ampy hahavoky an'itoa vahoaka itoa.
\v 4 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' \v 2 Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. \v 3 Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra. \v 1 Namaly andreo mpianatra ao hoe : '' Aiza no hahazoantsika mofo ampy hahavoky an'itoa vahoaka itoa, ety an-tany tsy misy akohoizao?