auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-17 00:40:53 -05:00 committed by root
parent 612a35f85f
commit 35c218cf6b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy mpianatry nitsagna teo, nagnazotso gne sabatriny ka nifira gne sofiny. Gne mpiaradia tame mpisoromb. Tamin'izay hoy Jesosy hoe: "avy anareo hisambotry an,mitovy ame hissambotry dahalo, izay minday sabatry sy amesa? fa gnagnino tamina nampianatry tao an-deglizy tsy nosamborinareo. Kanefa izany gne natao mba hahatateraky gme vohalaza ao ame
Nisy mpianatry nitsagna teo, nagnazotso gne sabatriny ka nifira gne sofiny. Gne mpiaradia tame mpisoromb. Tamin'izay hoy Jesosy hoe: "avy anareo hisambotry an,mitovy ame hissambotry dahalo, izay minday sabatry sy amesa? fa gnagnino tamina nampianatry tao an-deglizy tsy nosamborinareo. Kanefa izany gne natao mba hahatateraky gme vohalaza ao ame soratra masy" Nipody sy niala an'i Jesosy gn'olo niaraky taminizay

1
14/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rehefa izay, nisy zaza lehilehy raiky nisiky akazo mngarakara