auto save
This commit is contained in:
parent
785938327b
commit
166b44fec4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 25 \v 26 \v 27 Ary da nisy viavy raiky teo tratrine fahaverezan-dRà nandritrine roambinifolo taogny. Nijaly mafy izy ary da efa nivezivezy tame mpitsabo maro sy lany fanagna, kanefa da tsy nahazo fahasalama fa vomaiky niareraky. La nahare gne tatara mikasiky en'i Jesosy izy da nagnato tao afarany nindray tame vahoky marobe ary nikasiky gne lambany.
|
||||
\v 25 Ary da nisy viavy raiky teo tratrine fahaverezan-dRà nandritrine roambinifolo taogny. \v 26 Nijaly mafy izy ary da efa nivezivezy tame mpitsabo maro sy lany fanagna, kanefa da tsy nahazo fahasalama fa vomaiky niareraky. \v 27 La nahare gne tatara mikasiky en'i Jesosy izy da nagnato tao afarany nindray tame vahoky marobe ary nikasiky gne lambany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 \v 29 Satria hoy izy se: " la mikasiky gne lambany fotsiny ia da ho salama". La nikasikenazy izy da nijano gne fandianane Rà ary da tena tsapany tateraky fa salama izy.
|
||||
\v 28 Satria hoy izy se: " la mikasiky gne lambany fotsiny ia da ho salama". \v 29 La nikasikenazy izy da nijano gne fandianane Rà ary da tena tsapany tateraky fa salama izy.
|
|
@ -1,2 +1,2 @@
|
|||
Tsapan' i Jesosy nindray tamzay fa nisy hery niala tamnazy. Nitodiky tame vahoky izy ary nizaka oe "ia gne nikasiky gne lambako ?". Da namaly enazy gne mpianatriny nagnano oe
|
||||
\v 31 \v 30 \v 32 Tsapan' i Jesosy nindray tamzay fa nisy hery niala tamnazy. Nitodiky tame vahoky izy ary nizaka oe "ia gne nikasiky gne lambako ?". Da namaly enazy gne mpianatriny nagnano oe
|
||||
"hitanao io vahoky maro mifanosiky aminao io, ka hoy enao oe ia gne nikasiky ena ". Da nagnety gne magnodidy enazy i Jesosy ba ahitany gne nagnano enazy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Gne viavy, nahafantatry gne raha niseo tamnazy, da natahatry sy nangitakitaky. Nandeha izy ary nitsoraky teo alohan'i Jesosy ary nizaka tamnazy gne mariny aby. Da hoy Jesosy tamnazy se: " zanako, gne finoanao gne nahasalama anao. Mandiana ame fiadana ary lonoky hoafaky gnaretinao".
|
||||
\v 33 \v 34 Gne viavy, nahafantatry gne raha niseo tamnazy, da natahatry sy nangitakitaky. Nandeha izy ary nitsoraky teo alohan'i Jesosy ary nizaka tamnazy gne mariny aby. Da hoy Jesosy tamnazy se: " zanako, gne finoanao gne nahasalama anao. Mandiana ame fiadana ary lonoky hoafaky gnaretinao".
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha mbola nizaka izy, da avy gnolo sasany avy tame mpitariky gne Synagoga, nagnano hoe: "Efa maty gne zanakao. Nagnino ambola manosotry gny mpampianatry koa ?".
|
||||
\v 35 Raha mbola nizaka izy, da avy gnolo sasany avy tame mpitariky gne Synagoga, nagnano hoe: "Efa maty gne zanakao. Nagnino ambola manosotry gny mpampianatry koa ?".
|
Loading…
Reference in New Issue