auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-16 07:27:54 -05:00 committed by root
parent e04ebf7369
commit 100ddb2cf8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa nandeha in-dreo , ary ary noetin-dreo rohy lahy gne zanak'ampondra da nomeny an'i Jesosy ,ary nalafikiny teo ambon'gne ampondra gne lambany ka nipitihany mandra-pahaviny agny. Tegny an-dala anefa , maro gn'olo namelatry gne lambany ary gne sasany nametraky piripiky izay nindesiny avy atonda. Maro gn'olo mandeha na taloha na tafara ka nikoikoiky mafy an'i Jesosy nagnano hoe: "Hosana! Derao gne Zagnhary ame alalan'i Jesosy. Derap Rehefa nandeha in-dreo , ary ary noetin-dreo rohy lahy gne zanak'ampondra da nomeny an'i Jesosy ,ary nalafikiny teo ambon'gne ampondra gne lambany ka nipitihany mandra-pahaviny agny. Tegny an-dala anefa , maro gn'olo namelatry gne lambany ary gne sasany nametraky piripiky izay nindesiny avy atonda. Maro gn'olo mandeha na taloha na tafara ka nikoikoiky mafy an'i Jesosy nagnano hoe: "Hosana! Derao gne Zagnhary ame alalan'i Jesosy. Dera