auto save
This commit is contained in:
parent
abd26aead6
commit
03f2242a03
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''Tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. Gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tanà hampianariny.
|
\v 4 \v 5 \v 6 hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''Tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. Gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tanà hampianariny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto, sady nandidy andreo tsy hitondra ninino ame diany, na mofo, na karitabla, na vola ame hetry_afa tsy hagnira avao_ fa magnano kapa, fa tsy misiky lamba roy.
|
\v 7 \v 8 \v 9 Avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto, sady nandidy andreo tsy hitondra ninino ame diany, na mofo, na karitabla, na vola ame hetry_afa tsy hagnira avao_ fa magnano kapa, fa tsy misiky lamba roy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Hoy izy tamindreo: Na ovia na ovia anareo miditry ame tragno raiky,da mitoera vao mandra-pelanareo hagny. Raha misy tanà tsy mandray anareo na miteno anareo, rehefa miala amin'io toera io anareo, da hahintsagno ame tombokareo e vovoky mba ho fijoroa vavolombelo amindreo.''
|
\v 10 \v 11 Hoy izy tamindreo: Na ovia na ovia anareo miditry ame tragno raiky,da mitoera vao mandra-pelanareo hagny. Raha misy tanà tsy mandray anareo na miteno anareo, rehefa miala amin'io toera io anareo, da hahintsagno ame tombokareo e vovoky mba ho fijoroa vavolombelo amindreo.''
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Da nandea indreo sady nitory fa e olo da tokony hibebaka amin'e fahotany. Nandroky devoly maro indreo, sady nagnosotry diloilo e marary maro ka nasitra andreo izany.
|
\v 12 \v 13 Da nandea indreo sady nitory fa e olo da tokony hibebaka amin'e fahotany. Nandroky devoly maro indreo, sady nagnosotry diloilo e marary maro ka nasitra andreo izany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ren'i heroda mpanjaka izany, satria da lasa fanta-daza e hagnara i jesosy. E sasany mizaka hoe: nitsanga tame maty jaona mpagnano batisa ka noho izany, da miasa ao hagnaty e hery mahagaga indreo. Fa e sasany koa mizaka hoe: ''Elia Izy''.
|
\v 14 \v 15 Ren'i heroda mpanjaka izany, satria da lasa fanta-daza e hagnara i jesosy. E sasany mizaka hoe: nitsanga tame maty jaona mpagnano batisa ka noho izany, da miasa ao hagnaty e hery mahagaga indreo. Fa e sasany koa mizaka hoe: ''Elia Izy''.
|
Loading…
Reference in New Issue