auto save
This commit is contained in:
parent
30a2aae213
commit
0366486c40
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 Niala anio toera io izy da namonjy e tanindraza, sady niaraky taminazy e mpianatriny. Raha avy e andro sabata, da nampianatry tame synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: ''Avy aiha nahazahoany anio fampianara io?'' avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty?'' sy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo.
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 Niala anio toera io izy da namonjy e tanindraza, sady niaraky taminazy e mpianatriny. Raha avy e andro sabata, da nampianatry tame synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: ''Avy aiha nahazahoany anio fampianara io?'' avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? Ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty?'' Tsy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? Tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''Vignitry tamin' i jesosy indreo.
|
Loading…
Reference in New Issue