tkg_mrk_text_reg/06/14.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-21 13:20:52 +00:00
\v 14 Ren'i heroda mpanjaka izany, satria da lasa fanta-daza e hagnara i Jesosy. E sasany mizaka hoe: nitsanga tame maty jaona mpagnano batisa ka noho izany, da miasa ao hagnaty e hery mahagaga indreo. \v 15 Fa e sasany koa mizaka hoe: ''Elia Izy''.E sasany mbola mizaka hoe: ''mpaminany izy, mitovy tame mpaminany tame andro taloha''.