1 line
429 B
Plaintext
1 line
429 B
Plaintext
\v 5 Rehehefa avy eregnilany egny gne mpianatry, da adignondreo gne ninday mofo. \v 6 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: ''miambena ary mitandrema amigne matrambatrambany gne Fariseo sy Sadoseo.'' \v 7 Niady hevitry ireo mpianatry nizaka hoe: ''Noho isika tsy ninday mofo izà.'' \v 8 Jesosy nahafantatry an'izà da nizaka hoe: ''enareo ry kidy finoa, nagnino enareo mekanitao aminareo da mizaka fa nohonigne tsy nindesanareo mofo izà? |