tkg_mat_text_reg/13/36.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 36 Avy eo Jesosy niala gne vahoky ary niditra an-dragno. Nagnato gne mpianatriny ary nizaka ho: ''azavao aminay gne fagnohara mikasiky gn'ahabazàne gnoraky.'' \v 37 Namaly Jesosy ary nizaka hoe: "gne mamafy voany tsara da gne Zanak'Olo." \v 38 Gn'oraky da izao tontolo izao; ary gne voany tsara, io gne zanaky gne fanjakà. Gn'ahabaza da ireo zanake ratsy, \v 39 ary gne fahavalo izay namafy andreo da gne devoly. Gne fihilà da gne fiarahan'izao tontolo izao, ary gne mpihila da gn'anjely.