1 line
353 B
Plaintext
1 line
353 B
Plaintext
\v 30 Ary raha nihira fiderà izy, da lasa nandeha tagny amè tendrombohitry Oliva. \v 31 Ary tamin'izà da hoy i Jesosy taminazy: " Anareo agnaby da ho tafato nohon'gn'aminah androany hariva; fa voasoratry hoe: " Hamango gne mpiamby ondry iao, da hiparitaky gne ondry.' \v 32 Fa aorian'gne fitsanganako amè maty, da hialoha lalana anareo any Galilia." |