tkg_mat_text_reg/15/21.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 21 Avy eo Jesosy niala teo da niverigny tagny amigne faritanin'i Tyro sy Sidona. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raiky avy amizà faritry izà. Nangaiky mafy izy ary nizaka hoe: "Mamindrà fo aminaha, e Tompo, Zanak'i Davida o! Gne zanako viavy da ampizalinè devoly mafy." \v 23 I Jesosy tsy namaly zaka anazy. Nagnato gne mpianatriny da niangavy Taminazy, nagnano hoe: " Roahy izy, fa mitabataba mafy amitsika."