2020-01-30 00:05:40 -05:00

1 line
364 B
Plaintext

\v 3 Rehefa marandray, da hoy enareo hoe: 'Ho ratsy gn'andro, fa mena sy boziky gne lagnitry.' Hainareo gne mamatatry gn'endrikiny gne lagnitry, fa enareo tsy afaky mandika io famatara ny gne fotoa io. \v 4 Gne taranaky ratsy sy mpijangajanga da mitadia famatara, fa tsy hisy famatara homè anazy akotrinè famataran'i Jaona.'' Avy teo Jesosy niala andreo ka lasa.