1 line
450 B
Plaintext
1 line
450 B
Plaintext
\v 17 Ary Jesosy, raha niakatry ho an'i Jerosalema, da nangala malomaloky gne mpianatry roa ambin'ny folo lahy ka nizàka tamin'azy t'andala hoe: \v 18 " Miakatry ho egny Jerosalema isika io, ary gne zanak'olo da atolotry ho amè lehibe gne mpisorona sy gne mpanora-dalàna, da ho sazy ho faty izy. \v 19 Ka atolotry amè Jentilisa mba haniny fiomezà sy ho vangoiny fiky sy ahisiny amè hazo fijalia. Fa amè andro fahatelo da hatsanga indraiky izy. |