1 line
372 B
Plaintext
1 line
372 B
Plaintext
\v 7 Jesosy nizaka taminazy hoe: ''Da mbola voasoratry indray hoe: 'Tsy tokony hitsapa gne Tompo Andriamanitry Enao.''' \v 8 Nindesiny gne devoly hoagny amè toera ambony koa Izy ary nagnambara anazy gne fanjakana aby amin'izao tonyolo izao sy gne hatsaran'ireo. \v 9 Hoy izy taminazy hoe: ''Izy aby io da homeko anao, raha mandoaliky agnatrehako sy magnorobo anah enao.'' |