tkg_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 23 Da hoy Izy hoe: " Naoa, ino gne heloky nanìny?" Fa maika indreo nizàka mafy hoe: " Fantsiho amè hazofijalia Izy." \v 24 Fa rehefa hitan'i Pilato fa tsy afaky hagnano na ino na ino izy, kanefa efa manomboky gne tabataba, da nangala rano izy, nanasa gne tagnany teo anoloan'gne vahoaky, ary nagnano hoe: " Tsy manan-tsigny amè ràn'ity lehilahy tsy manan-tsigny ity iao. Fa asanareo izany."