tkg_mat_text_reg/26/36.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 36 Ary Jesosy nandeha niaraky tamindreo negnagny amè toeragny angia hoe Getsemane ary nagnambara tamin'ny mpianany hoe: " Mipetrà etoa aloha anareo, raha mbola mandè am'iregny hivavaky Iao." \v 37 Ninday an'i Petera mbamin'gne zanak'i Zebedio roa lahy Izy ary nanomboky nalahelo sy ory. \v 38 Avy teo hoy Izy tamindreo hoe: " Fadiranovana gne fagnahiko, toy gne efa ho faty. Midoboa etoa ary mihambena miaraky amiko."