1 line
547 B
Plaintext
1 line
547 B
Plaintext
\v 43 Rehefanisy fagnahy ratsy niala tao amignè lelahy raiky, da mandalo tany vakivaky izy ary mitadia fizanogna, nefa tsy mahita izà. \v 44 Izà da milaza hoe: 'hiverigny agny amigne tragnoko izay neviako iaho.' Ary rehefa avy, da nahita fa voafafa gne tragno sady nilamigny. \v 45 Avy eo da nandeha izany ary ninday fagnahy ratsy fito niaraky taminazy izay ratsy mihotry enazy, ka niditry nipetraka tao izy aby. Avy eo niha-ratsy noho ny gne vôlohany gne fiafaran'izà lelahy izà. Ary ho akoizà koa gn'amin'ity taranaka ratsy fagnahy ity.'' |