|
\v 19 Tsy hifamaly na hiantso mafy izy; ary tsy hisy olo hiteno gne feony egny an-dàla. \v 20 Tsy hanapaka bararata sagnagna izy; tsy hamono gne lahin-jiro midofaky, ambara-pamokany gne rariny ho mpandresy, \v 21 ary amign'agnarany no hanagnan'ireo Jentilisa fagnategna.'' |