\v 22 Izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalan'ilay mpaminany hoe: \v 23 ''Indro, gne virginy hitoe-jaza ka hiteraky zazalelahy, ary indreo angaiky gn'agnarany hoe: ''Imanoela''_izay midika hoe: Amintsika Zagnahary.''