\v 7 \v 8 \v 9 Jesosy nizaka taminazy hoe: ''Da mbola voasoratry indray hoe: 'Tsy tokony hitsapa gne Tompo Andriamanitry Enao.''' Nindesiny gne devoly hoagny amè toera ambony koa Izy ary nagnambara anazy gne fanjakana aby amin'izao tonyolo izao sy gne hatsaran'ireo. Hoy izy taminazy hoe: ''Izy aby io da homeko anao,