\v 24 Nifoa tamigne toromasony Josefa ary nagnano arak'izay nandidiany gn'anjeline Tompo azy ary nangala anazy ho vadiny. \v 25 Saingy tsy nindray taminazy izy mandram-piterany zazalehy. Ary nangiany hoe Jesosy gn'agnagnarany.