auto save
This commit is contained in:
parent
0ed6516cea
commit
dd9bb32b8c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha mivavaky enareo, ka magnano akoigne mpihatsaravelatsihy, fa indreo tia mitraka sy mivavaky eo amigne synagoga sy eo amoron-dala, da met ho itany gn'olo. Zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany. Fa enareo, rehefa mivavaky, midira ao amign'efitragnonareo izay ao amè mangingy. Avy eo gne Rainareo mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anareo. Rehefa miavavaky koa enareo da kamaro raha zakay amigne raha ts misy ilà anazy
|
||||
Raha mivavaky enareo, ka magnano akoigne mpihatsaravelatsihy, fa indreo tia mitraka sy mivavaky eo amigne synagoga sy eo amoron-dala, da met ho itany gn'olo. Zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany. Fa enareo, rehefa mivavaky, midira ao amign'efitragnonareo izay ao amè mangingy. Avy eo gne Rainareo mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anareo. Rehefa miavavaky koa enareo da kamaro raha zakay amigne raha ts misy ilà anazy akoign'anine jentilisa,gn'amè
|
Loading…
Reference in New Issue