auto save
This commit is contained in:
parent
6a3d2b7ffa
commit
ac25f49d1d
@ -1 +1 @@
|
||||
Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnara
|
||||
Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnaranao? Avy eo Iaho agnambara amindreo ampahibemaso hoe: ' Tsy nahafantatry anareo mihitsy Iaho!
|
Loading…
x
Reference in New Issue
Block a user