auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:51:29 -05:00 committed by root
parent d8ff745cfd
commit 8ea72e8b71
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da nagnato an'i Jesosy mangingina gne mpianatry ka nagnotany anazy hoe : " Nahoa iahay gne tsy natafajotso anazy?" Ka namaly Jesosy hoe : " Nohon'gne fahakelezan'gne finoanareo avao; fa zakaiko aminareo marina tokôtry : " Raha manampinoa mitovy amè voan-tsinampy raiky aza anareo ka hizàka amin'io tendrombohitry io hoe : " Mifindrà am'regny; " da hifindra izy, ary tsy misy raha tsy hainareo hamboary esana. Ary rehefa nidoboky tany Galilia izy, Jesosy nizàka tamè mpianany hoe : " Gne zanak'olo efa hatolotra ho eo an-tagnan'gne olo.
\v 20 \v 19 \v 21 Da nagnato an'i Jesosy mangingina gne mpianatry ka nagnotany anazy hoe : " Nahoa iahay gne tsy natafajotso anazy?" Ka namaly Jesosy hoe : " Nohon'gne fahakelezan'gne finoanareo avao; fa zakaiko aminareo marina tokôtry : " Raha manampinoa mitovy amè voan-tsinampy raiky aza anareo ka hizàka amin'io tendrombohitry io hoe : " Mifindrà am'regny; " da hifindra izy, ary tsy misy raha tsy hainareo hamboary esana. Ary rehefa nidoboky tany Galilia izy, Jesosy nizàka tamè mpianany hoe : " Gne zanak'olo efa hatolotra ho eo an-tagnan'gne olo."