auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 17:06:29 -05:00 committed by root
parent a630be07ef
commit 8a8486c772
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rehefa tonga tany Kaperinaomy indreo, da nagnato an'i Petera ireo lehilahy izay nanangony gne hetra atsasaky gne sekely ary nizàka hoe : " Tsy mandoa gne hetra atsasaky gne sekely me gne mpampianatrareo?" Hoy izy hoe: "Eka." Fa rehefa niditry t'andragno Petera, da Jesosy aloha gne niresaky
Ary rehefa tonga tany Kaperinaomy indreo, da nagnato an'i Petera ireo lehilahy izay nanangony gne hetra atsasaky gne sekely ary nizàka hoe : " Tsy mandoa gne hetra atsasaky gne sekely me gne mpampianatrareo?" Hoy izy hoe: "Eka." Fa rehefa niditry t'andragno Petera, da Jesosy aloha gne niresaky taminy ka nagnano hoe: " Ino gne eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany,avy amin'ia gne andraisandreo hetra