diff --git a/23/13.txt b/23/13.txt index 99bcc36..4f31dae 100644 --- a/23/13.txt +++ b/23/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka iza gne \ No newline at end of file +Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka izà gne hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa. Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandeha mitety gne ranomas \ No newline at end of file