auto save
This commit is contained in:
parent
1d07a1d355
commit
78be69a6d2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha mbola nizaka ireo zavatry ireo tamindreo Jesosy, da igny, nisy manam-pahefa raiky tonga da nandohaliky teo Aminazy. Nizaka izy hoe: ''Maty amin'izao fotoa izao gne zanako viavy, fa mevia ary apetraho eo aminazy gne tagnanao, da ho velo izy.'' Avy eo nitsanga Jesosy ary nagnaraky anazy, da nagnano akoizà koa ireo mpianany.
|
||||
\v 18 Raha mbola nizaka ireo zavatry ireo tamindreo Jesosy, da igny, nisy manam-pahefa raiky tonga da nandohaliky teo Aminazy. Nizaka izy hoe: ''Maty amin'izao fotoa izao gne zanako viavy, fa mevia ary apetraho eo aminazy gne tagnanao, da ho velo izy.''\v 19 Avy eo nitsanga Jesosy ary nagnaraky anazy, da nagnano akoizà koa ireo mpianany.
|
Loading…
Reference in New Issue