auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-05 13:19:55 -05:00 committed by root
parent 0d9528bcd1
commit 43380248ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa avy nitsaky indreo, da avy tegny amigne roza tao Genesareta. Rehefa nahafantatry an'i Jesosy ireo lelahy tao am'izà toera izà, da nandefa hafatry tamigne faritry magnodidy aby, ary nindesindreo tam'izay olo narary aby. Nitaraigny Taminazy indreo mba hahafahany mikasiky gne molotry gn'akanjony fotsiny evao, ary da maro gne nikasiky an'izà da sitragny.
\v 34 Rehefa avy nitsaky indreo, da avy tegny amigne roza tao Genesareta. \v 35 Rehefa nahafantatry an'i Jesosy ireo lelahy tao am'izà toera izà, da nandefa hafatry tamigne faritry magnodidy aby, ary nindesindreo tam'izay olo narary aby. \v 36 Nitaraigny Taminazy indreo mba hahafahany mikasiky gne molotry gn'akanjony fotsiny evao, ary da maro gne nikasiky an'izà da sitragny.