auto save
This commit is contained in:
parent
f2ac1c5e11
commit
1887d53512
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Noho izà zakaiko aminareo, ka misalasala momba gn'ainareo izay hohaninareo na izay indranominareo -na momba gne vatanareo, izay isikinareo. Fa tsy zakabe noho gne sakafo va gne fiaignana, ary gne vata zakabe noho ny gne fitafia? Iteo gne voro egny amè lagnitry. Iregny da tsy mamafy na mihila na mandagno ao amè fiopia, fa Rainareo gne agnyan-dagnitry da mamaha aniregny. Tsy lafo idy mihôtry aniregny me enareo?
|
||||
\v 25 Noho izà zakaiko aminareo, ka misalasala momba gn'ainareo izay hohaninareo na izay indranominareo -na momba gne vatanareo, izay isikinareo. Fa tsy zakabe noho gne sakafo va gne fiaignana, ary gne vata zakabe noho ny gne fitafia? \v 26 Iteo gne voro egny amè lagnitry. Iregny da tsy mamafy na mihila na mandagno ao amè fiopia, fa Rainareo gne agnyan-dagnitry da mamaha aniregny. Tsy lafo idy mihôtry aniregny me enareo?
|
Loading…
Reference in New Issue