2020-02-24 08:07:30 +00:00
|
|
|
\v 7 Eh mpiatsaravelatsihy! Marigne gne faminanian'Isaia mikasiky anareo raha nizaka izy hoe: \v 8 'ity vahoky ity da magnaza anahy amigne molotry ndreo, fa gne fondreo da lavitry anahy. \v 9 Tsy misy dikany gne fiderana anahy, satria indreo mampianatry gne didine gn'olombelo akogne fampianarandreo."'
|