2020-01-27 07:52:42 +00:00
|
|
|
\v 7 Jesosy nizaka taminazy hoe: ''Da mbola voasoratry indray hoe: 'Tsy tokony hitsapa gne Tompo Andriamanitry Enao.''' \v 8 Nindesiny gne devoly hoagny amè toera ambony koa Izy ary nagnambara anazy gne fanjakana aby amin'izao tonyolo izao sy gne hatsaran'ireo. \v 9 Hoy izy taminazy hoe: ''Izy aby io da homeko anao, raha mandoaliky agnatrehako sy magnorobo anah enao.''
|