tkg_mat_text_reg/02/01.txt

1 line
391 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-26 15:52:37 +00:00
\v 1 \v 3 Taranigne nahaterahan'i Jesosy Betleheman'i Jodia tamè gn'andron'i Herodampanjaka, da avy tao Jerosalema ireo lehilahy manam-pahalalana avy agny atsignana nizaka hoe: \v 2 ''Aia Izy izay ho traka mpanjakane Jiosy? Nahita gne kitany avy egny atsignanaizay ary avy mba hidera Anazy.'' Rehefa naharè izà i Heroda mpanjaka, da nangitakitaky izy, sy i Jerosalema aby niraka taminazy.