tkg_mat_text_reg/15/21.txt

1 line
416 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-24 08:07:30 +00:00
\v 21 Avy eo Jesosy niala teo da niverigny tagny amigne faritanin'i Tyro sy Sidona. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raiky avy amizà faritry izà. Nangaiky mafy izy ary nizaka hoe: "mamindrà fo aminaha, e Tompo, Zanak'i Davida o! Gne zanako viavy da ampizalinè devoly mafy." \v 23 I Jesosy tsy namaly zaka anazy. Nagnato gne mpianatriny da niangavy Taminazy, nagnano hoe: " roahy izy, fa mitabataba mafy amitsika."