\v 25 Loza hoa anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa diovinareo gme hivalan'gne kapôky sy gne lashety, nefa gn'agnatiny da feno fitsiriritany sy filàgny. \v 26 Anareo Fariseo jamba! Diovy aloha gne ao agnatin'gne kapôky sy gne lashety, mba ho lasa madio evakoa gne ivelany.