tkg_mat_text_reg/13/16.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-24 08:07:30 +00:00
\v 16 Fa sambatry gne masonareo, satria mahita; ary gne sofinareo, satria mandre. \v 17 Zakaiko marigny aminareo fa mpaminany sy olo-marigny maro no nagniry gn'ahita gne raha izay hitanareo, kanefa tsy nahita an'ireo. Nagniry gne niteno ireo raha izay renareo indreo, kanefa tsy nahare an'ireo.