1 line
542 B
Plaintext
1 line
542 B
Plaintext
\v 31 Tafara kidikidin’izà, da nisy Fariseo sasany avy ary nizaka taminazy hoe: «mandiana elay malaky gnetoa satria i Heroda da ta hamono enao». \v 32 I Jesosy nizaka hoe: «mandiana ary zakay izà amboahaolo zàhoe: «igny ià mandroky demonia sy magnano fagnasitragna androany sy omaray, ary ame gn’andro fahatelo da ho tratriko gne tanjogniko». \v 33 N’ino n’ino mitranga, zava-dehibe aminah gne manohy enio androany, omaray, ary ame gn’andro magnaraky, satria tsy azo eke gne famonoa gne mpaminany lavitry en’i Jerosalema. |