1 line
404 B
Plaintext
1 line
404 B
Plaintext
\v 41 Jesosy nizaka andreo hoe: "Akoignaia gnizakandreo fa Kristy da zanaka lahin'i Davida? \v 42 Fa Davida tegnany gne nizaka tao amigne bokin'i Salamo hoe: "Gne Tompo nizaka tamigne Tompo hoe: 'Mipetraha eo an-tagna ankavanako, \v 43 mandra-pagnanoako gne fahavalonao ho fipetrahanigne tombokao.\v 44 'Noho izà Davida da nangaiky an'i Kristy hoe: 'Tompo,' da akoignaia gne maha zanak'i Davida Anazy?" |