\v 13 Igny, gne roy tamindreo nandeha tamin'io andro io agny amigne tanà angia hoe: Emaosy, izay enimpolo stadiô miala agny Jerosalema. \v 14 Indreo da nifampiresaky momba gne raha aby izay nitranga.