1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 15 ka da nanindreo iza, ary napidoboky gne vahôky. \v 16 Noresiny gne mofo dimy sy gne laoky andrano roy, da nihandra tame lagnitry izy, nisaotry endreo ary nozarzarainy izà, ka nomeny gne mpianatriny iza mba hatolotry gne vahôky. \v 17 Nihina indreo aby da afa-po, ary nalagno gne sisa tsy lany – da nisy potipotiny roy amby folo haro. |