1 line
478 B
Plaintext
1 line
478 B
Plaintext
\v 1 Ary izao gne zava-nisy, laha nilagno nagnodidy en’i Jesosy gn’olo ary niteno gne zakan’Andriamanitry da nitsanga tamorone farihin’i Genesareta Izy. \v 2 Nahita sambokidy roy nijano tamorone farihy Izy. Efa nijotso tao gne manjono ary nanasa gne haratondreo. \v 3 Niditry tame raiky tame sambokidy i Jesosy ary da gnan’í Simona izà, ary nangataky enazy mba handefa eniza ategnategnan-drano. Ary avy teo Izy da nidoboky ary nampianatry gn’olo ivelane sambokidy. |