1 line
570 B
Plaintext
1 line
570 B
Plaintext
\v 25 Da nisy mpampianatry gne lalàne Jiosy raiky nitsanga mba hitsapa anazy, ka nizaka hoe: «Mpampianatry o, ino gne tsy mentsy haniko mba handova gne fiaina mandrakizay? ». \v 26 I Jesosy nizaka taminazy hoe: «ino gne voasoratry ao ame lalàna? akoingaia gne famakianao eniza ?» \v 27 Nagnome valinteny izy da nizaka hoe: «Tiavo gne Tompo Andriamanitrao ame fonao aby, ame fagnahanao aby, ame gn’herinao aby, ary ame fisaignanao aby, ary gne namanao mitovy aminao». \v 28 I Jesosy nizaka taminazy hoe: «marigny gne valiteninao. Amboaro iza da ho velo enao». |