\v 22 Jesosy nizaka tame mpianatriny hoe: «Noho izà da zakaiko aminareo, ka magna gne am’gnainareo, izay ho haninareo, nag ne momba gnainareo izay hisikinareo. \v 23 Fa gnay da mihôtry noho gne hany, ary gne vata da mihôtry noho gne fitafia.